\v 19 \v 20 Avaizo haintsika fa na ino na ino ambarany lalàgna, dia miantaifa agny amin'ny reo lehy ambany lalàgna. Zany dia mbô hahatonga vavan'ny tsiraikeraiky hangigny, avakeo mbô hahazo valiny avy amin-jagnahary tô tany tô. Zany dia satria tsy hisy nôfotro hankamarignigny amin'ny asan'ny lalàgna akeo imasony. Fa amin'ny alalan'ny lalàgna nop havian'ny fahaizagna ny fotoagna.