Wed Oct 23 2019 11:34:35 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 11:34:36 -04:00
parent 5ea5929b02
commit ec4ff19dcf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Avakeo hagnambara aminaha areo hoe: "Nagnino no mbôla mahita tsigny fogna Izy?" Fa zôvy no mahatohitry ny sitrapôny? Mifanohitry amin-jany, ralelilahy, zôvy moa anao no mamaly manohitry Zagnahary? Moa zay afa nivolivolaigny hagnambara amin'ny mpamolavola zany hoe: "Nagnino no nataonao karaha zao zaho?" Moa ny vilagny tsy managna zo amin'ny tanimanga kay ny vongany araiky fogna no hagnamboaragna fipitrahagna amin'ny andro votaokgna, ary fipitrahagna araiky hafa amin'ny andavanandro?
\v 19 \v 21 Avakeo hagnambara aminaha areo hoe: "Nagnino no mbôla mahita tsigny fogna Izy?" Fa zôvy no mahatohitry ny sitrapôny? \v 20 Mifanohitry amin-jany, ralelilahy, zôvy moa anao no mamaly manohitry Zagnahary? Moa zay afa nivolivolaigny hagnambara amin'ny mpamolavola zany hoe: "Nagnino no nataonao karaha zao zaho?" Moa ny mpanefy vilagny tsy managna zo amin'ny tanimanga kay ny vongany araiky fogna no hagnamboaragna fipitrahagna amin'ny andro votaokgna, ary fipitrahagna araiky hafa amin'ny andavanandro?