auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-23 02:22:29 -04:00 committed by root
parent c77540de01
commit e9900d4831
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mangataka areo zaho noho zany, ry rahalahy, noho reo famindrampôn-Jagnahary, mbô hagnamia ny haigninareo ho hofagna velogno, masigny, kehin-Jagnahary. Zany no fanompoanareo araka ny tôkony ho izy. Aza amin'ny tany fa magnovoa amin'ny fagnavaozagna ny saigninareo. Atôvo tô mbô ho hainareo zany Mangataka areo zaho noho zany, ry rahalahy, noho reo famindrampôn-Jagnahary, mbô hagnamia ny haigninareo ho hofagna velogno, masigny, kehin-Jagnahary. Zany no fanompoanareo araka ny tôkony ho izy. Aza mitôvy amin'ny tany jiaby, fa magnovoa amin'ny fagnavaozagna ny saigninareo. Atôvo tô mbô ho hahaizareo zany