auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-23 02:28:29 -04:00 committed by root
parent 019fc3967a
commit d1a927df08
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7Fa izy koa ny fahamarinan-jagnahary kay magnomia fideragna fôntry ho Azy amin'ny alalan'ny vandiko, dia manakôry ary zaho mboala ho tsaraigny ho mpanota? \v 8 F nagnino no tsy mivôlagna, araka ny tatitra diso lehy nambara fa novolagnintsika, avakeo koa araka hamafisan'ny sasany fa nivolagnintsika hoe: "Ambilao zahay hagnano ratsy mbô havian'ny tsara." Rariny ny fitsaragna atao amin-jareo.
\v 7Fa izy koa ny fahamarinan-jagnahary kay magnomia fideragna fôntry ho Azy amin'ny alalan'ny vandiko, kay nagnino ary zaho mboala ho tsaraigny ho mpanota? \v 8Fa nagnino no tsy mivôlagna, araka ny tatitra diso lehy nambara fa novolagnintsika, avakeo koa araka hamafisan'ny sasany fa nivolagnintsika hoe: "Ambilao zahay hagnano ratsy mbô havian'ny tsara." Rariny ny fitsaragna atao amin-jareo.