diff --git a/02/10.txt b/02/10.txt index 07c3ca4..e971590 100644 --- a/02/10.txt +++ b/02/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Fa daira, laza, ary fiadanagna no hoavy amin-jareo zay magnano tsara, amin'ny Jiosy alohaka aveo amin'ny Grika fogna koa. Fa tsisy fiangaragna miaraka amin-Jgnahary. Fao zay jiaby nanota tsy nanagna ny lalàgna dia \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 \v 12 Fa daira, laza, ary fiadanagna no hoavy amin-jareo zay magnano tsara, amin'ny Jiosy alohaka aveo amin'ny Grika fogna koa. Fa tsisy fiangaragna miaraka amin-Jgnahary. Fao zay jiaby nanota tsy nanagna ny lalàgna dia ho very tsy managna lalàgna ihany koa, aveo zay jiaby nanota niaraka fagnajagna ny lalàgna dia ho taraigny araka ny lalàgna. \ No newline at end of file