auto save
This commit is contained in:
parent
858877090e
commit
7f0cf0b31c
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 19 Fa koragniky fa reo fijaliagna amin-jeo fotoagna zeo io dia tsy magnaiva ampitovigny amin'ny vogninahitry lehy hohaboaka amintsika. \v 18 Fa ny voahary jiaby lehy magnantaigna fatatra dia mandigny ny fagnaboahagna reo zana-Jagnahary.
|
\v 19 Fa koragniky fa reo fijaliagna amin-jeo fotoagna zeo io dia tsy magnaiva ampitovigny amin'ny vogninahitry lehy haboaka amintsika. \v 18 Fa ny voahary jiaby lehy magnantaigna fatatra dia mandigny ny fagnaboahagna reo zana-Jagnahary.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 20 \v 21 \v 22 Fa ny voahary dia natao ho raha tsisy dikany, tsy nohon'ny sitrapônazy manôkagna, fa noho lehy nagnano zany. Zany dia akao amin'ny toky namiagna fa reo voahary no taigna ho alagna amin'ny fagnabotoagnan'ny fahalòvagna, avakeo hinday akagny amin'ny fahafahagna ny amin'ny vogninahitry ny zana-Jagnahary zany. Fa haintsika fa ny voahary jiaby dia miara-miaimbe ndraiky miara-miasa akao agnatin'ny fanaintainagna na amin-jeo aby.
|
\v 20 Fa ny voahary dia natao ho raha tsisy dikany, tsy nohon'ny sitrapônazy manôkagna, fa noho lehy nagnano zany. Zany dia akao amin'ny toky namiagna\v 21 fa reo voahary no taigna ho alagna amin'ny fagnabotoagnan'ny fahalòvagna, avakeo hinday akagny amin'ny fahafahagna ny amin'ny vogninahitry ny zana-Jagnahary zany.\v 22 Fa haintsika fa ny voahary jiaby dia miara-miaimbe ndraiky miara-miasa akao agnatin'ny fanaintainagna na amin-jeo aby.
|
Loading…
Reference in New Issue