From 6463a271f0480904323cc7275444eaacacb05b44 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD107 <> Date: Thu, 24 Oct 2019 04:21:53 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 14/20.txt | 2 +- 14/22.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/14/20.txt b/14/20.txt index 85ad9c6..c3f27d4 100644 --- a/14/20.txt +++ b/14/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20Aza aratigny nohon' ny amin' ny hanigny ny asan-Jagnahary. Madio marigny ny raha jiaby, fao ratsy hoan' ny ôlogno zay mihinagn' azy ave mahatonga azy ho tafintohigny. \v 21 Tsara ny tsy mihinan-kanina, na migiaka divaigny, na ny raha jiaby zay mety hanafintohigny ny rahalahinao \ No newline at end of file +\v 20Aza aratigny nohon' ny amin' ny hanigny ny asan-Jagnahary. Madio tatôboe ny raha jiaby, fa ratsy hoan'ny ôlogno lehy mihinagn' azy ave mahatonga azy ho tafintohigny. \v 21 Tsara ny tsy mihinan-kanina, na migiaka divaigny, na ny raha jiaby zay mety hanafintohigny ny rahalahinao. \ No newline at end of file diff --git a/14/22.txt b/14/22.txt index 571b004..c875c44 100644 --- a/14/22.txt +++ b/14/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 Ny finoagna anagnanao, akajio aka aminao ndraiky Zagnahary. Sambatra zay tsy magnamelika ny aigniny amin' izay ikehiny. Zay misalasala die meloka raha mihinagna, satria tsy tamin' ny finoagna zany. Ave na ino na ino tsy avy amin' ny finoagna dia fahotagna. \ No newline at end of file +\v 22Ny finoagna anagnanao, akajio aka aminao ndraiky Zagnahary. Sambatra lehy tsy magnamelika ny aigniny amin' izay ikehiny.\v 23 Zay misalasala die meloka raha mihinagna, satria tsy tamin' ny finoagna zany. Ave na ino na ino tsy avy amin' ny finoagna dia fahotagna. \ No newline at end of file