auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-24 01:35:39 -04:00 committed by root
parent b80ef499bc
commit 607b237942
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Misaora ireo zay magnenjiky ana ; misaora ary aza magnozogno. Miaraha ravoravo amin'ireo zay ravoravo; miaraha-mitomoagny amin'ireo zay mitomoagny. Mitovia fisaignagna amin'ny tsiaraikiaraiky. Aza misaigny amin'ny fomba miraiharaiha, fao keho ireo ôlogno ambany. aza mieritreritry ny haigninao ho misifagnahy.
\v 14 Misaora reo zay magnenjiky ana ; misaora ary aza magnozogno. \v 15 Miaraha ravoravo amin'ireo zay ravoravo; miaraha-mitomoagny amin'ireo zay mitomoagny. \v 16 Mitovia fisaignagna amin'ny tsiaraikiaraiky. Aza misaigny amin'ny fomba miraiharaiha, fao keho ireo ôlogno ambany. aza mieritreritry ny haigninao ho misifagnahy.