auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-23 10:26:45 -04:00 committed by root
parent b24491f1ad
commit 5f7e077357
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Avaïzo mampirisiky areo zaho, ry rahalahiky, mbô handiniky ny mahakasiky reo zay mahatonga ny fizarazaragna ndraiky ny fanafintohinagna. Zareo dia mihoatra lavitry ny fampianaragna zay niraisinareo. Mialà lavitry zareo. Fao tsy mpanompon'i Kristy Tompontsika ny ologno hotry regny, fao ny bôkony manôkagna foagna. Amin'ny koragna milamigny ndraiky mandroboko no amitahan-jareo ny fôn'ny tsy manan-tsigny.
\v 17 \v 18 Avaïzo mampirisiky areo zaho, ry rahalahiky, mbô handiniky ny mahakasiky reo zay mahatonga ny fizarazaragna ndraiky ny fanafintohinagna. Zareo dia mihoatra lavitry ny fampianaragna zay niraisinareo. Mialà lavitry zareo. Fao tsy manompon'i Kristy Tompontsika ny ologno hotry regny, fao ny bôkony manôkagna foagna. Amin'ny koragna milamigny ndraiky mandroboko no amitahan-jareo ny fôn'ny tsy manan-tsigny.