auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-23 04:28:27 -04:00 committed by root
parent b5c8dc1336
commit 3faa72b069
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Fa ny fampanantainagna tamin'i Abrahama sy reo tamingany fa ho mpandôva tô tany tô izy dia tsy avy amin'ny alalan'ny lalàgna fa avy amin'ny alala'ny fahamarignan'ny finoagna. Fa raha reo lehy miaigny amin'ny lalàgna no mpandôva, dia ho foagna ny finoagna, ary maivagna ny fampanantenagna. Satria ny didy dia minday amin'ny fahavigniragna, fa agny amin'ny zay tsisy lalàgna, dia tsisy fandikagna lalàgna.
\v 13Fa ny fampanantainagna tamin'i Abrahama sy reo tamingany fa ho mpandôva tô tany tô izy dia tsy avy amin'ny alalan'ny lalàgna fa avy amin'ny alala'ny fahamarignan'ny finoagna. \v 14Fa raha reo lehy miaigny amin'ny lalàgna no mpandôva, dia ho foagna ny finoagna, ary maivagna ny fampanantenagna. \v 15Satria ny didy dia minday amin'ny fahavigniragna, fa agny amin'ny zay tsisy lalàgna, dia tsisy fandikagna lalàgna.