diff --git a/08/37.txt b/08/37.txt index d3e528c..9cf6404 100644 --- a/08/37.txt +++ b/08/37.txt @@ -1 +1 @@ -Akao agnatin'ny zany raha jiaby zany dia ambonimbonin'ny mpandresy zahay amin'ny alalan'ny lehy araiky tia zahay. F a resy lahatra zaho fa na ny fahafataisagna, na ny fiaignagna, na reo anjely, na reo fanjakagna, na reo raha avaizo, na reo raha ho tonga, na reo ngôvo, na ny hambo, na ny laligny, na zavaboary sasany, dia tsy tafisaraka atsika amin'ny fitiavan-Jagnahary, lehy akao amin'i Kristy Jes \ No newline at end of file +Akao agnatin'ny zany raha jiaby zany dia ambonimbonin'ny mpandresy zahay amin'ny alalan'ny lehy araiky tia zahay. F a resy lahatra zaho fa na ny fahafataisagna, na ny fiaignagna, na reo anjely, na reo fanjakagna, na reo raha avaizo, na reo raha ho tonga, na reo ngôvo, na ny hambo, na ny laligny, na zavaboary sasany, dia tsy tafisaraka atsika amin'ny fitiavan-Jagnahary, lehy akao amin'i Kristy Jesôsy Tômpontsika. \ No newline at end of file