auto save
This commit is contained in:
parent
a538a7eb86
commit
30aa63c7a9
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fa tô raha volagniny soratra masigny: "Tsy ho maignatra lehy mankatô Azy jiaby." Fa tsisy fahasamihafagna akeo amin'ny Jiosy sindraiky Grika. Fa Tômpo araiky fogna no Tompon'ny jiaby, ary hariagnam-pasoavagna ho an'ny lehy magnantso Azy izy. Fa lehy jiaby magnantso ny agnaran'ny Tômpo no havôtagna.
|
\v 11 \v 12 \v 13 Fa tô raha volagniny soratra masigny: "Tsy ho maignatra lehy mankatô Azy jiaby." Fa tsisy fahasamihafagna akeo amin'ny Jiosy sindraiky Grika. Fa Tômpo araiky fogna no Tompon'ny jiaby, ary hariagnam-pasoavagna ho an'ny lehy magnantso Azy izy. Fa lehy jiaby magnantso ny agnaran'ny Tômpo no havôtagna.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Akôry ary no ahafahan-jareo magnantso Azy lehy tsy nikehiny? Akôry no ahafahan-jareo magneky Azy lehy tsy regnin-jareo? Akôry no ahafahan-jareo mitandregny raha tsisy mpagnambara, raha tsisy mpagniraka? Araka lehy voasôratra hoe: "Zahavo ny hatsaran'ny tongotro reo mivôlagna reo raha tsaran'ny vaovao maharavoravo!"
|
\v 14 \v 15 Akôry ary no ahafahan-jareo magnantso Azy lehy tsy nikehiny? Akôry no ahafahan-jareo magneky Azy lehy tsy regnin-jareo? Akôry no ahafahan-jareo mitandregny raha tsisy mpagnambara, raha tsisy mpagniraka? Araka lehy voasôratra hoe: "Zahavo ny hatsaran'ny tongotro reo mivôlagna reo raha tsaran'ny vaovao maharavoravo!"
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Kanaifa tsy izy jiaby no nitandregny ny vaovao maharavoravo. Fa nivôlagna Isaia hoe: "Tômpo, zôvy no nankatô ny hafatray?" Noho zany ny finoagna dia avy amin'ny fitandrignaisagna, ary ny fitandrignaisagna avy amin'ny tenin'i Kristy.
|
\v 16 \v 17 Kanaifa tsy izy jiaby no nitandregny ny vaovao maharavoravo. Fa nivôlagna Isaia hoe: "Tômpo, zôvy no nankatô ny hafatray?" Noho zany ny finoagna dia avy amin'ny fitandrignaisagna, ary ny fitandrignaisagna avy amin'ny tenin'i Kristy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fa nivôlagna zaho hoe: "Kay tsisy nitandregny moa zareo?" Ia, taigna marigny. "Ny feon-jareo dia afa niboaka magnairan-tany, avakeo ny tenin-jareo bariky amin'ny farany tany tô.”
|
\v 18 Fa nivôlagna zaho hoe: "Kay tsisy nitandregny moa zareo?" Ia, taigna marigny. "Ny feon-jareo dia afa niboaka magnairan-tany, avakeo ny tenin-jareo bariky amin'ny farany tany tô.”
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ankoatrany zay, nivôlagna zaho hoe: "Kay tsy nahaymoa Israely?" Tamin'ny voanaloahany Mosesy nagnambara hoe: "Hatako sarôtony amin'ny lehy tsy firenena akory areo." Amin'ny firenena lehy tsisy fahaizagna, hatako homby amin'ny fahavigniragna areo.
|
\v 19 Ankoatrany zay, nivôlagna zaho hoe: "Kay tsy nahaymoa Israely?" Tamin'ny voanaloahany Mosesy nagnambara hoe: "Hatako sarôtony amin'ny lehy tsy firenena akory areo." Amin'ny firenena lehy tsisy fahaizagna, hatako homby amin'ny fahavigniragna areo.
|
Loading…
Reference in New Issue