diff --git a/04/16.txt b/04/16.txt index 95e0005..aab7a17 100644 --- a/04/16.txt +++ b/04/16.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany antony zany dia miboaka amin'ny finoagna zany, mbô hibidôhan'ny fampagnantenagna amin'ny fahasoavagna avakeo ho azo antoko amin'ny reo tamingan'i Abrahama jiaby tsy ho an'ny reo lehy ambanin'ny lalàgna fôgna, fa ho an'ny reo lehy mirasa ny finoagnan'i Abrahama koa. Babantsika jiaby izy, araka voasôratra hoe: "Nitsaboiky ho baban'ny firenena fôntry anao." Teo amin'ny fagnatraihagnan'Ilay nitokiany Abrahama, dia, Zagnahary zany, lehy nagnamia fiainagna reo maty aveo nagnantso reo \ No newline at end of file +Noho zany antony zany dia miboaka amin'ny finoagna zany, mbô hibidôhan'ny fampagnantenagna amin'ny fahasoavagna avakeo ho azo antoko amin'ny reo tamingan'i Abrahama jiaby tsy ho an'ny reo lehy ambanin'ny lalàgna fôgna, fa ho an'ny reo lehy mirasa ny finoagnan'i Abrahama koa. Babantsika jiaby izy, araka voasôratra hoe: "Nitsaboiky ho baban'ny firenena fôntry anao." Teo amin'ny fagnatraihagnan'Ilay nitokiany Abrahama, dia, Zagnahary zany, lehy nagnamia fiainagna reo maty aveo nagnantso reo raha tsy mboala misy mbô hisy \ No newline at end of file