auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-23 02:22:29 -04:00 committed by root
parent a1ea6a81c5
commit 199af24fa6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Haintsika fa reo lehy tia Zagnahary, dia miaraka ampiasainy ho amin'ny tsara aby ny raha jiaby, ([Fanamariahagna: Raha tôkony hoe " Miaraka ampiasainy ho amin'ny tsara aby ny raha jiaby," dia dikan-tsoratra sasany talôha magnano hoe: "Ny raha jiaby dia miara-miasa amin'ny raha tsara."]) ho an'ny reo lehy voahantso araka ny fandaharany. Satria reo lehy hainy talôha, dia nirahiny talôha koa mbô hotôvy bika amin'ny Zanany, mbô ho talagnôlo akeo
Haintsika fa reo lehy tia Zagnahary, dia miaraka ampiasainy ho amin'ny tsara aby ny raha jiaby, ([Fanamariahagna: Raha tôkony hoe " Miaraka ampiasainy ho amin'ny tsara aby ny raha jiaby," dia dikan-tsoratra sasany talôha magnano hoe: "Ny raha jiaby dia miara-miasa amin'ny raha tsara."]) ho an'ny reo lehy voahantso araka ny fandaharany. Satria reo lehy hainy talôha, dia nirahiny talôha koa mbô hotôvy bika amin'ny Zanany, mbô ho talagnôlo akeo agnivon'ny rahalahy fôntry izy. Reo lehy nirahiny nanampôgno, dia nantsôviny koa. Lehy