auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-21 05:53:55 -04:00 committed by root
parent 209d062316
commit 0a93b871e7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza managna trosa na amin-jôvy na amin-jôvy, afa-tsy ny fifankatiavagna fôgna. Fa lehy tia lehy magnodidigny azy dia nahantateraka ny lalàgna: fôntry reo didy: "Aza magnalatra vadin'ôlogno, aza mamono ôlogno, aza mangalatra, aza magniry," ary izy koa misy didy hafa ankoatrany reo koa, kay voafehy amin'ny tô fehezanteny tô zany: "Tiavo ny namanao karaha haigninao koa." Ny fitiavagna dia tsy mandratra ny magnodidigny, noho zany, fitiavagna
Aza managna trosa na amin-jôvy na amin-jôvy, afa-tsy ny fifankatiavagna fôgna. Fa lehy tia lehy magnodidigny azy dia nahantateraka ny lalàgna: fôntry reo didy: "Aza magnalatra vadin'ôlogno, aza mamono ôlogno, aza mangalatra, aza magniry," ary izy koa misy didy hafa ankoatrany reo koa, kay voafehy amin'ny tô fehezanteny tô zany: "Tiavo ny namanao karaha haigninao koa." Ny fitiavagna dia tsy mandratra ny magnodidigny, noho zany, fitiavagna no fahatantirahan'ny lalàgna