xmw_rom_text_reg/16/19.txt

1 line
348 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-23 11:51:41 +00:00
Fao ny ôhatrareo amin'ny fankatoavagna dia tafita agny amin'ny tsiraikiraiky. Noho zany, ravoravo zaho, ny aminareo, fao tiàko mbô ho hendry amin'ny zay tsara areo, aveo tsy hanan-tsigny amin'ny zay ratsy. Zagnaharin'ny fiadanagna hagnôtohôto an'i Masantôko akeo ambanin'ny hongotroareo afaka fotoagna fohy. Ho aminareo anie ny fahasoavan'i T