xmw_phm_text_reg/01/21.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 21 Ny toky mahakasiky ny fankatoavanao, no soroatako ho anao. Hainao fao hagnano mihoatra noho zay hangatahiko anao.\v 22 Mandritra zany fotoagna zany faogna, amboaro ho anaha ny tragno fandraisam-bahiny, fa magnantaigna zaho fao amin'ny alalan'ny vavakao dia hampôdy aminao ndraiky zaho.