\v 24 \v 25 Epafra, namako mpiara-migadraao amin'i Jesôsy kristy, mitsabo veloma anao. \v 23 Hotry zany koa Marka, Aristarko, Demasy, avakeo Lioka, mpiara-miasa aminaha. Ho amin'ny fagnahinareo anie ny fahasoavan'i Jesôsy Kristy Tômpontsika. Amena.