\v 21 Ny toky momba ny fankatoavanao, no soroatako ho anao. Hainao fao hagnano mihoatra noho zay hangatahiko anao.\v 22 Mandritra zany fotoagna zany faogna, amboaro ho anaha ny tragno fandraisam-bahiny, fa magnantaigna zaho fao amin'ny alalan'ny vavakao dia hampĂ´dy aminao ndraiky zaho.