auto save
This commit is contained in:
parent
588b9d6bed
commit
b95b6fd123
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Paoly, voafonja an'i Jesôsy Kristy, ndraiky rahalahy Timoty ho an'i Filemona, namagna tianay aveo mpiara-miasa aminay, avakeo ho an'i Apia anabavinay, ndraiky Arkipa miaramila namanay, ary ho an'i fiangonagna zay mivôry ao antragnonao. Ho aminareo anie fahasoavagna ndraiky fiadanagna avy amin'Jagnahary Babantsika ndraiky Jesôsy Kristy Tômpo.
|
||||
\v 1 \v 2 \v 3 Paoly, voafonja an'i Jesôsy Kristy, ndraiky rahalahy Timoty ho an'i Filemona, namagna tianay aveo mpiara-miasa aminay, avakeo ho an'i Apia anabavinay, ndraiky Arkipa miaramila namanay, ary ho an'i fiangonagna zay mivôry ao antragnonao. Ho aminareo anie fahasoavagna ndraiky fiadanagna avy amin'Jagnahary Babantsika ndraiky Jesôsy Kristy Tômpo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Misaotra Zagnahary faogna zaho. Mivaolagna anao zaho amin'ny fivavahako. Afa naharegny ny amin'ny fitiavagna ndraiky finoagna zay anagnanao ao amin'i Jesôsy Tômpo, avakeo ho an'ireo mpino jiaby zaho. Mivavaka zaho mbô hahatonga fiombonagna amin'ny finoagna hahômby amin'ny fahalalagna ny raha tsara jiaby zay eo amintsika ao amin'i Kristy. Fao nanagna haravoagna ndraiky fiononagna gaida zaho nohon'ny fitiavanao, satria ny fôn'ireo mpino dia nivelombelômigny tamin'ny alalanao, ry rahalahy.
|
||||
\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Misaotra Zagnahary faogna zaho. Mivaolagna anao zaho amin'ny fivavahako. Afa naharegny ny amin'ny fitiavagna ndraiky finoagna zay anagnanao ao amin'i Jesôsy Tômpo, avakeo ho an'ireo mpino jiaby zaho. Mivavaka zaho mbô hahatonga fiombonagna amin'ny finoagna hahômby amin'ny fahalalagna ny raha tsara jiaby zay eo amintsika ao amin'i Kristy. Fao nanagna haravoagna ndraiky fiononagna gaida zaho nohon'ny fitiavanao, satria ny fôn'ireo mpino dia nivelombelômigny tamin'ny alalanao, ry rahalahy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Epafra, namako mpiara-migadraao amin'i Jesôsy kristy, mitsabo veloma anao. Hotry zany koa Marka, Aristarko, Demasy, avakeo Lioka, mpiara-miasa aminaha. Ho amin'ny fagnahinareo anie ny
|
||||
Epafra, namako mpiara-migadraao amin'i Jesôsy kristy, mitsabo veloma anao. Hotry zany koa Marka, Aristarko, Demasy, avakeo Lioka, mpiara-miasa aminaha. Ho amin'ny fagnahinareo anie ny fahasoavan'i Jesôsy Kristy Tômpontsika. Amena.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
FilemonaT
|
||||
Filemona
|
Loading…
Reference in New Issue