auto save
This commit is contained in:
parent
96aa6ae357
commit
9b6503b3e2
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Naifa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fagnikaihanao zaho. Tsy tiako ho ankatiriagna ny asa tsara tsabonao fao atsitra-pô. Angamba noho zany no nisarahany taminao nanditra ny fotoagna fohy, mbô hanagnanao azy mandrakizay. Tsy ho andevo eky izy, fao tsara mihotra noho ny andevo, dia rahalahy tiagna. Izy no tiagna tiagna aminaha, avakeo mandoatra lavitry ho anao, ao amin'ny n
|
||||
Naifa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fagnikaihanao zaho. Tsy tiako ho ankatiriagna ny asa tsara tsabonao fao atsitra-pô. Angamba noho zany no nisarahany taminao nanditra ny fotoagna fohy, mbô hanagnanao azy mandrakizay. Tsy ho andevo eky izy, fao tsara mihotra noho ny andevo, dia rahalahy tiagna. Izy no tiagna tiagna aminaha, avakeo mandoatra lavitry ho anao, ao amin'ny nôfotro na ao amin'ny Tompo.
|
Loading…
Reference in New Issue