diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index 6184af6..201038a 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -Misaotra Zagnahary faogna zaho. Mivaolagna anao zaho amin'ny fivavahako. Afa naharegny ny amin'ny fitiavagna ndraiky finoagna zay anagnanao ao amin'i Jesôsy Tômpo, avakeo ho an'ireo mpino jiaby zaho. Mivavaka zaho mbô hahatonga fiombonagna amin'ny finoagna hahômby amin'ny fahalalagna ny raha tsara jiaby zay eo amintsika ao amin'i Kristy. Fao nanagna haravoagna ndraiky \ No newline at end of file +Misaotra Zagnahary faogna zaho. Mivaolagna anao zaho amin'ny fivavahako. Afa naharegny ny amin'ny fitiavagna ndraiky finoagna zay anagnanao ao amin'i Jesôsy Tômpo, avakeo ho an'ireo mpino jiaby zaho. Mivavaka zaho mbô hahatonga fiombonagna amin'ny finoagna hahômby amin'ny fahalalagna ny raha tsara jiaby zay eo amintsika ao amin'i Kristy. Fao nanagna haravoagna ndraiky fiononagna gaida zaho nohon'ny fitiavanao, satria ny fôn'ireo mino \ No newline at end of file