auto save
This commit is contained in:
parent
fca2a74e68
commit
65249b2ece
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Koa raha managna zaho ho mpira-miasa anao, dia raiso hotry zaho izy. Raha magnano ny tsy mety izy na mitraosa na ino na ino aminao, dia atôvo ho zaho izany. Zaho, Paoly, manaoratra zao amin'ny tagnako: zaho no hagnaifa aminao. Tsy mivaolagna aminao zaho hoe mitaosa ny haigninao aminaha anao. Ya, ry rahalahy, atôvo mahazo tômbony ao amin'i Tômpo
|
||||
Koa raha managna zaho ho mpira-miasa anao, dia raiso hotry zaho izy. Raha magnano ny tsy mety izy na mitraosa na ino na ino aminao, dia atôvo ho zaho izany. Zaho, Paoly, manaoratra zao amin'ny tagnako: zaho no hagnaifa aminao. Tsy mivaolagna aminao zaho hoe mitaosa ny haigninao aminaha anao. Ya, ry rahalahy, atôvo mahazo tômbony ao amin'ny Tômpo zaho; amiazo fitsaharagna ny fô-naha ao amin'i Kristy.
|
Loading…
Reference in New Issue