diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index 9cdbdbc..41845d6 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -Misaotra Zagnahary faogna zaho. Mivaolagna anao zaho amin'ny fivavahako. Afa naharegny ny amin'ny fitiavagna ndraiky finoagna zay anagnanao ao amin'i Jesôsy Tômpo, avakeo ho an'ireo mpino jiaby zaho. \ No newline at end of file +Misaotra Zagnahary faogna zaho. Mivaolagna anao zaho amin'ny fivavahako. Afa naharegny ny amin'ny fitiavagna ndraiky finoagna zay anagnanao ao amin'i Jesôsy Tômpo, avakeo ho an'ireo mpino jiaby zaho. Mivavaka zaho mbô hahatonga fiombonagna amin'ny finoagna hahômby amin'ny fahalalagna ny raha tsara jiaby \ No newline at end of file