auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-11-04 10:55:54 -05:00 committed by root
parent 91b456009c
commit 0dfec99533
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Misaotra Zagnahary faogna zaho. Mivaolagna anao zaho amin'ny fivavahako. Afa naharegny ny amin'ny fitiavagna ndraiky finoagna zay anagnanao ao amin'i Jesôsy Tômpo, avakeo ho an'ireo mpino jiaby zaho. Mivavaka zaho mbô hahatonga fiombonagna amin'ny finoagna hahômby amin'ny fahalalagna ny raha tsara jiaby zay eo amintsika ao amin'i Kristy. Fao nanagna haravoagna ndraiky fiononagna gaida zaho nohon'ny fitiavanao, satria ny fôn'ireo mino
Misaotra Zagnahary faogna zaho. Mivaolagna anao zaho amin'ny fivavahako. Afa naharegny ny amin'ny fitiavagna ndraiky finoagna zay anagnanao ao amin'i Jesôsy Tômpo, avakeo ho an'ireo mpino jiaby zaho. Mivavaka zaho mbô hahatonga fiombonagna amin'ny finoagna hahômby amin'ny fahalalagna ny raha tsara jiaby zay eo amintsika ao amin'i Kristy. Fao nanagna haravoagna ndraiky fiononagna gaida zaho nohon'ny fitiavanao, satria ny fôn'ireo mpino dia nivelombelômigny tamin'ny alalanao, ry rahalahy.