2019-11-04 16:53:39 +00:00
|
|
|
Epafra, namako mpiara-migadraao amin'i Jesôsy kristy, mitsabo veloma anao. Hotry zany koa Marka, Aristarko, Demasy, avakeo Lioka, mpiara-miasa aminaha. Ho amin'ny fagnahinareo anie ny fahasoavan'i Jesôsy Kristy Tômpontsika. Amena.
|