1 line
336 B
Plaintext
1 line
336 B
Plaintext
Avakeo Jodasy Iskariota, araiky tamin-jareo roaambin'ny fôlo laha, lôsogno nandaiha tagny amin-jareo lôhan'ny mpisôrogno hahavitany manôlotro Azy akeeo amin-jareo. Koafa naharegny zany reo lôhan'ny mpisôrogno, dia ravoravo zareo kay nampagnantaigna hagnamia vôla azy. Dia nanomboko nitskaraka hevitry hagnamizagna Azy zareo izy. |