xmw_mrk_text_reg/15/25.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 25 Tamin'ny laira fahatelo Izy no nohombon-jareo. \v 26 Ary teo amin'ny takailaka kakazo araiky no nanoran-jareo ny fiampangagna nanohitry Azy hoe: "Mpanjakan'ny Jiosy." \v 27 Dahalo aroa no niaraka nohombon-jareo taminAzy, ny araiky tamin'ny ankaherinAzy ary ny araiky koa tamin'ny ankavianAzy. \v 28 [fagnamarihagna: Ireo fandikagna taloha taigna tsara dia tsy magnisy ny Marika 15:28 hoe: "Dia tantairaka ny Soratra Masigny magnano hoe: "Natao ho agnisan'ny mpanota Izy." Ampitahafo ny Lioka 22:35]