xmw_mrk_text_reg/15/31.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 31 \v 32 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, Niaraka tamin'ireo mpanaoratra làlagna, ary nivolagna hoe: "nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa sty mahavotra ny tegnany. Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'i Jiosy, mijotsoa aminny'ny hazofijaliagna, biaka mbô hitanay ary hinoanay," ary lehy nihombògno niaraka tamin'Azy koa dia nankalaifaka Azy.