xmw_mrk_text_reg/15/22.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 22 \v 23 \v 24 Nentin'ireo miaramila tagny amin'ny tany antsôvigny hoe Golgota Jesôsy (Zay midika hoe "toeran'ny karandoha." Namianjareo divaigny nifangaro miora Izy, fao tsy nisotro zny Izy. Dia nohomboan-jareo Izy ary nifampizaran-jareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiany mbô hahalalagna zay ampahany raisin'ny miaramila tsiraikiraiky.