xmw_mrk_text_reg/15/19.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 19 \v 20 \v 21 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midera Azy. Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalanjareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovinjareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nihentinjareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. Niterenjareo mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe: hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy.