xmw_mrk_text_reg/15/06.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 6 \v 7 \v 8 Ary tamin'andro firavoravoagna, dia namôtsotro gadra araiky hon-jareo fogna Pilato, gadra lehy nangatahinjareo. Niaraka tamin-jareo mpikomy tao angadra, tao amimn-jareo mpamono ôlogno lehy voatazogno nony fandraisanjareo anjara tamin'ny fikomiagna, dia nisy lalahy araiky antsôvigny hoe Barabasy. Dia nandeha tamin'i Pilato ny vahoaka kay nanomboko nangataka taminazy mbô hagnano aminjareo hotra lehy natany tagny alaoha.