xmw_mrk_text_reg/15/01.txt

1 line
387 B
Plaintext

\c 15 \v 1 \v 2 \v 3 Naraindrain-dahy, dia nivôry ny mpisorona niaraka tamin-jareo sojabe sy ndraiky mpanoratra làlagna ndraiky synedriona jiosy jiaby. Nitadian-jareo Jeôsy ary nentin-jareo niboaka. Namian-jareo an'i Pilato Izy. Nangnontany Azy Pilato hoe: " Anao mo Mpanjakan'ny jiosy?" Nivaliny hoe: "Zaho tatô be." Nivolgna fiampangagna maro manohitry Jesôsy ny lohany mpisorona.