xmw_mrk_text_reg/15/45.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 45 \v 46 \v 47 koafa nahazo antoko taamin'lehy kapiteny izy fa maty jesôsy, dia namiany Josefa ny vatagna manintsy. Ary Josefa nividy hariry madiniky. Nampijôtso Jesôsy teo amin'ny hazofijaliagna izy, dia namono hariry Azy, ary nagnapaitraka Azy tamin'ny fasagna zay nolavahagna tao amin'ny vatolampy. Avy eo namôdy vato teo amin'ny varavaragna fasagna izy. DIa hitn'i Maria Magdalena ndraiky Maria renin'i Jesesy ny toeragna nadivaignagna Azy.