xmw_mrk_text_reg/15/42.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 42 \v 43 \v 44 Koafa avy ny haligny, satria andro fiomanagna, zay hoe, andro alaohaka sabata io, dia avy teo Josefa avy agny Armatia. Mpikambagna hajaigny ao amin'ny Synedriona izy, zay nandigny ny fanjakan-Jagnahary. Nanam-pahaizagna izy nandeha tagny amin'i Pilato hangataka fatin'i Jesôsy. Gaga Pilato hoe afa maty edy Jesôsy;