xmw_mrk_text_reg/14/47.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 47 Fao nisy araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny.\v 48 Nivaolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avy hanambotro Zaho, karaha ny hanambotro dahalo, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? \v 49 Tamin'ny Zaho taminareo isan'andro ndraiky nagnanatra teo amin'ny fiangonagna , tsy nisambôrinareo. Fao natao zao mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny."\v 50 Kay niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka.