xmw_mrk_text_reg/04/30.txt

1 line
496 B
Plaintext

\v 30 Ary nivôlagna koa izy hoe: "Ino moa raha azontsika ampitoviagna ny fanjakan-Jagnahary, na ino ny fagnoharagna hampiasaintsika hagnazavagna izany? \v 31 Izany dia karaha ny voatsinampy izay, koafa hafafy, dia izy no ambeo farany hely amin'ny ambeo jiaby eto ambonin'ny tany. \v 32 Kanaifa, koafa voapariaka izany, dia miboaka avakeo manjary giaidagiaidan'ny kakazo jiabay, avakeo mamoa rantsagna giaida, kay hazon'ny vôrogno magnembagna hagnamboaragna ny tragnony akeo amin'ny naranarany."