|
\v 28 Koafa niditry tantragno Jesôsy, dia nagnontany Azy manôkagna ny mpianatra hoe: "Nagnino zahay no tsy nahavoaroaka lehy fagnahy ratsy? \v 29 " Nivôlagna Izy taminjareo hoe: "Raha tôrotro regny dia tsy afaka roasigny koa tsy raha amin'ny vavaka." |