1 line
413 B
Plaintext
1 line
413 B
Plaintext
u\v 13 Aveo nivaolagna izy tamin-jareo hoe: "Tsy azonareo moa zany fagnoharagna zany? Akôry zany mbô hahazahoanareo reo fagnoharagna hafa jiaby? \v 14 Lehy mpamboly lehy mamafy ny ambeo dia ny ôlogno araiky lehy mamafy ny teny. \v 15 Reto no lehy nirabaraba tamin'ny lalagna, lehy namafazagna ny teny, koafa regnin-jareo zany, dia tonga dia havy Masantôko avakeo hangalatra ny teny zay voapariaka tamin-jareo. |