1 line
376 B
Plaintext
1 line
376 B
Plaintext
\v 30 Hain'i Jesôsy niaraka tamin'ny zay fao nisy hery lôsogno tamin'Azy. Nitodiky tagny amin'ny ôlogno Izy aveo nivolagna hoe: "Zôvy no nikasiky lambanaha?" \v 31 Dia namaly Azy reo mpianatra hoe: Hitanao ôlogno reo maro mifanitsiditsidigny aminao reo, hoy anao hoe: "Zôvyno nikasiky zaho." \v 32 Fao ninizaha ny magôlotro Azy Jesôsy mbô hahitavany zay nagnano zany. |