1 line
412 B
Plaintext
1 line
412 B
Plaintext
\v 42 Koafa avy ny haligny, satria andro fiomanagna, zany hoe, andro alaohaka sabata io, \v 43 dia avy teo Josefa avy agny Armatia. Mpikambagna hajaigny ao amin'ny Synedriona izy, zay nandigny ny Fanjakagnan-Jagnahary. Nanam-pahasakiagna izy nandeha tagny amin'i Pilato hangaho ny fatin'i Jesôsy. \v 44 Gaga Pilato hoe afa maty edy Jesôsy; dia nantsoviny lehy kapiteny ary nagnontany azy izy raha maty Jesôsy. |