xmw_mrk_text_reg/12/13.txt

1 line
607 B
Plaintext

\v 13 Dia nagniraka fariseo ndraiky Herodiana sasany handaiha Aminazy mbô hamandriky Azy amin'ny vaolagna zareo. \v 14 Koafa avy zareo, dia nivaolagna zareo taminy hoe: "Mpagnanatra ô, hainay fao tsy mikônty hevitrin'ny ôlogno Anao, avakeo tsy mizaha fiangaragna eo amin'ny ôlogno. Mampagnatra marigny ny lalan-Jagnahary Anao. Ara-dalàgna moa sa tsia ny magnaifa haitra amin'i Kaisara? Tôkony hagnaifa haitra moa zahay sa tsia? \v 15 Fao hain'i Jesôsy ny fiatsarambelatsihin-jareo kay nivolagna Izy tamin-jareo hoe: Nagnino moa areo mitsapa Zaho? Itongoaso denaria araiky Zaho mbô hizahavako zany."