1 line
296 B
Plaintext
1 line
296 B
Plaintext
\v 38 \v 39 Nivolagna Izy: "Alôhy atsika handeha amin'ny toeragna hafa, agny ivelany akao amin'ny tanagna magnodidigny, Mbô ahafahako mitoriteny agny koa. Fa Izany no antony niboahako tatô." Dia nitety Galilia jiaby Izy, nitoriteny tao amin'ny sinagaoganjareo avy eo nandroaka masantôko maro. |