xmw_mrk_text_reg/09/09.txt

2 lines
364 B
Plaintext

\v 9 Koafa nandrôrogno avy tan-tampon-tanety zareo, dia nirarany mafy mbo tsy hivolambolagna na amin-jôvy na amin-jôvy ny raha hitan-jareo, koa tsy raha mitsangagna amin'ny maty edy ny Zanak'Ologno. \v 10Ary dia nitanan-jareo
hoan-jareo fogna zany volagna zany, kanaifa nifampagnotany zareo ny amin'ny tôkony ho dikany zany " fitsanganagna amin'ny maty" zany.