xmw_mrk_text_reg/07/20.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 20Nivaolagna Izy: "Lehy miboaka avy akao amin'ôlogno no mandoto azy."\v 21 Fao avy akao agnatin'ôlogno, avy am-pôny, no iboahan'ny saingy ratsy, ny fahavetavetagna, ny halatra, ny fomonoagn'ôlogno, \v 22ny fijangajangagna, ny fagniriagna, ny haratsiam-pagnahy, ny vandy, ny fijejojejoagna, ny fialôgnagna, ny fagnambaragna vandy, ny avognavogno, ny halifahagna. \v 23Zany raha ratsy jiaby zany no miboaka avy akao agnatin'ôlogno, avakeo reo no mandoto azy."