xmw_mrk_text_reg/11/24.txt

1 line
594 B
Plaintext

\v 24 \v 25 \v 26 Nony zany Zaho mivolagna hoe: "Zay raha jiaby hivavahanareo ndraiky angahonareo, matokisa fao afa nahazo zany areo, dia ho azonareo zany. Koafa mitsangagna ndraiky areo, dia tsy maintsy magnambaila zay zay alahelo jiaby anagnanareo ami-jôvy na amin-jôvy areo, mbo ho ambailan'ny Babanareo Zay agny an-dangitry ihany koa ny fahotagnanareo. [Fagnamarihagna: Ny andikagna taigna tsara dia tsy magnano ny hoe (Zahavo ao amin'ny Mat.16: 15) MK. 11: 26 Koafa tsy mamotsotro heloka kosa areo, dia tsy hamotsotro fahotagnanareo faogna eky ny Babanareo Izay agny an- dangitry."