xmw_mrk_text_reg/04/35.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 35Tamin'izany andro izany, koafa tonga ny aligny, dia ninainagna izy tamin-jareo hoe: Andaiha atsika hitsaka arô an-dafirô." \v 36 Kay niala teo amin'ireo ôlogno maro zareo, ninday Jesôsy niaraka tamin-jareo, koafa igny izy, tao angatin'ny lakagna igny. Nisy lakagna hafa nandaiha niaraka taminy.\v 37 Avakeo nanomboko nisy rivotro fôntry aveo daroba nanafotro ny lakagna kay afa tsoko feno rano lakagna.