1 line
325 B
Plaintext
1 line
325 B
Plaintext
\v 3Nivôlagna Jesôsy tamin'ny lehy lalaha maty tàgnagna hoe: "Mitsangàna avakeo mitsangana aketo agnivon'ôlogno jiaby aketo." \v 4Dia nivôlagna tamin'ôlogno Izy hoe: "Ara-dalàgna moa ny mitsabo raha tsara amin'ny andro Sabata sa ny magnano ratsy; ny magnavotro aigny, saha ny mamono?" Kanaifa zareo tsy tafivôlagna. |