|
\v 29Kay nivôlagna Izy taminy: "Noho ny zany koragnanao zany, afaka mandaiha anao. Afa niboka tamin-janakao vaiavy ny masantôko."\v 30Koafa nimpôdy tagny an-tragnony vaiavy dia nahita zaza nandry teo ambonin'ny fandriagna, ary ny masantôko afa lôsogno. |