xmw_mrk_text_reg/06/18.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 18 Aviteo Jaona nivôlagna tamin'ny Heroda hoe: "Mifanipaka amin'ny amin'ny lalagna ny hanambadiananao vadiny rahalahinao." \v 19 Aviteo vignitra Herodiasy nitsakaraka rah amonoagna. Kanaifa tsy afaka, \v 20 satria matahotra Joana; hainy tsarabe ologno mahitsy Jaona salakady feno fahamasinagna aviteo niarôvany izy. Nampanahiragn'azy ny fitandrignaisany azy, kanaifa mbola nitandrignaisany tamin'ny haravoagna fogna izy.